Ary iza moa aminareo no manana mpanompo miasa tany, na miandry - TopicsExpress



          

Ary iza moa aminareo no manana mpanompo miasa tany, na miandry ondry, ka raha tonga avy tany an-tsaha ilay mpanompo, dia hanao aminy hoe: Avia faingana, ka mipetraha hihinana? Fa tsy hilaza aminy kosa hoe va izy: Manamboara izay hisakafoako, ary misikìna, ka manompoa ahy ambara-pihinako sy hisotroako; fa rehefa vita izany, dia vao mahazo mihinana sy misotro hianao? Moa misaotra izany mpanompo izany va izy, satria nataony izay nandidiany? » Lio.17 :7-9.
Posted on: Mon, 03 Feb 2014 00:57:13 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015