Ary lasa lavitra ny fikarohana nataon ireo olona nilaza fa efa - TopicsExpress



          

Ary lasa lavitra ny fikarohana nataon ireo olona nilaza fa efa 2500 na 4000 taona talohan izao no nisy olona teto Madagasikara? Ny ahy aloha taonjato 2 na 3 talohan ny JK no fantatro fa efa nisy olona teto Madagasikara araka ny hitako tany amin ny tranomboky tao amin ny Institut Mittag-Leffler. Ary voalaza tamin izany fa ny Betsileo sy ny Antandroy no mponina tsy nifindra monina fa efa teto Madagasikara hatramin izay. Tahaka ny aborigenes any Aostralia sy ny Menahoditra tany Amerika.
Posted on: Sat, 06 Jul 2013 07:02:50 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015