BAOLINA LAVALAVA-Tsy nahasongona an’i Pologne i - TopicsExpress



          

BAOLINA LAVALAVA-Tsy nahasongona an’i Pologne i Madagasikara Raha nihevitra ny hotongalaharanafaha-24i Madagasikara, taorian’ nynahazoanany “Serendibtournament cup”, notontosaina tany Sri Lanka, dia tsy izany nonisehotamin’ny filaharananavoakan’ny federasionairaisam-pirenena, ny 4 novambra lasa teo. Niakatra zana-tohatra roa, lasa faha-37, isika raha teo amin’ny faha-39 ny filaharantsika herinandro lasa izay. Mbola tsy nahasongona kosaan’iPologne,izay lavontsikateoamin’ny lalao faharoa no sady tsy nahita fandresena mihitsy tanySriLanka ny ekipam- pirenena malagasy na ny Makis. Nihemotra ho eo amin’ny laharana faha-32 kosaryzareoPoloney, raha faha-28 no nisy azy ireo teo aloha. Omalynonigadona tenyamin’nyseranam-piaramanidinairaisam-pirenenaIvatonydelegasiona malagasy nanafika lalao telozoro tany Sri Lanka. Mbolahitasoritrateny amin’nytarehin’izyireo ny harerahana indrindra teo amin’ny ara-tsakafo, izay tsy mitovy tamin’ny sakafofihinantsika. “Saika nisy sakay avokoa ireo sakafo tany an-toerana”, hoyi Marcel Rakotomalala, filohan’nyfederasiona malagasin’nybaolina lavalava. Na izany aza anefa dia niezaka ny nampiseho hafaliana izy ireo. Mbolaniara-nody tamin’izy ireo ilay teratany frantsay, Philippe Canitrot, nanampyan’iBerthin Zoto, tamin’ny fitantanana ny Makis, tany an-toerana. “Tena tsy nampoizinay nynahazoana ny anaram- boninahitra tany Sri Lanka. Ny fahaizana niaraka teo amin’ny fiarovan-tena no tena tombony ho an’ny Makis.Mitovyfilalao tamintsika ny Sri Lankey raha be vatana kosa ny Poloney”, hoy izy. Manomanasahady nypaik’adyhoentina miatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika atao eto amintsika ireo teknisianinamirahalahy ireo amin’izao fotoana izao. Mbola any aorian’ ireo firenena hifanandrina amintsikarahateony Makis eo amin’ny filaharan’ ny IRB. I Namibia (faha-23) sy Kenya (faha-31) ary Zimbaboe (faha-33) no hifanandrina amintsika mandritra io fifaninanana kaontinantaly io. Roméo Andriamihaja SAMY MANANA NY FOMBA FIJERINY IO
Posted on: Wed, 06 Nov 2013 11:06:38 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015