Bonjour dool, Mitady olona mahafehy archicad 15 na 16 hiasa hanolo ahy @ fin Septembre! -Mpampiasa: Archi Andraharo - asa atao: conception 3d (appartement, hotel, villa), design, paysage, (tsy de misy calcul) -ilaina @logiciel: Fahaizana archicad >15/20, Autocad>15/20, cinema 4d ra mahay -Takina aminao: Fitiavana architecture, miteny frantsay, fahaizana mandamina, fisokafana @olona, mahataty olona masiaka - prétention salariale: (MP) raha mahaliana anao dia MP na contacteo ny 033 24 429 94
Posted on: Wed, 24 Jul 2013 05:45:02 +0000