Bonjour les MMM >>> Tonga dia hivazovazo aloha isika é! Ray ô - TopicsExpress



          

Bonjour les MMM >>> Tonga dia hivazovazo aloha isika é! Ray ô >>> LOLA 1. Ray ô misaotra Anao lehibe tokoa anie aho Ray ô tamy zava-tsoa marobe nomenao Ray ô tsy voatanisa anie izy ireny fa dia maro Misaotra Anao Midera Anao Tsy mendrika ny hiantso ny anaranao akory Satria mpanota Be koa ny adalan’izay vita Mifona aho Ray hiezak’aho ny hanara-dia Anao Mamelà Ny helokay avelao Fiv.: Tsinontsinon’akory aho Tompo ô Zava-poana rah’tsisy Anao N’inon’inona heriko N’inona fahaizako Tsinontsinon’akory aho Tompo ô Zava-poana rah’tsisy Anao N’inon’inona heriko sy fahaizako 2. Na mafy aza ny manjò sy ny fiainanay etY Matoky aho manan’Anao mitantana manoro dia Tsy irery aho na dia kamboty mahantra kely Ray ô F’Ianao no miahy Ianao tia ahy Na mafy aza ny manjò sy ny fiainanay etY Mbola matoky aho manan’Anao mitantana manoro dia Tsy irery aho na dia kamboty mahantra kely Ray ô F’Ianao no miahy Ianao tia ahy Hatrizay
Posted on: Sun, 04 Aug 2013 08:28:10 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015