Eim o! Ahoana ry se! Andao idelira. ¤lasa ary somary tsy d - TopicsExpress



          

Eim o! Ahoana ry se! Andao idelira. ¤lasa ary somary tsy d salama izato ianao ka ninana fanafody, nifamadika ty fanafody fanafody ho ani very tadidy no nohaninao,satria ianao mbola ok tsara ny fitadidiana dia ny mifanohitra @zay nu tsy maintsy ataonio fanafody io, izany oe very tadidy ianao. Ary naharitra 4h be izao vao niverina. Maty a mama an. Tsis tadidinao ny nataonao tanatinio 4h. Ataovy anaty coms ary ny dilire mety ho henona nataonao,ilay oe aza hitako hono ka...! Oh Eim: aza itako ka namidiko ny phonako dia nanao slip kely za nitrifana erany tanana. D nopaiko pasteur. Z tena mahalatsaka b zaim publiena ny photoany d dokafana midelire. Meo jaime ny statu e. (y)
Posted on: Thu, 03 Oct 2013 07:16:40 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015