FANOTANINA Raha misy olo droa (lahy sy vavy), tena nifankatia be - TopicsExpress



          

FANOTANINA Raha misy olo droa (lahy sy vavy), tena nifankatia be d nohon ny fahasarotapiaro anefa d niady Ts nsaraka officiellement fa sam nilentika tany @nisy azy avy, tsy nifandefa sms, appel,mail...tsony, fa d oe sam vita zany... Nohon ambo d sam tsis sah nanao 1er pas mihits na teo aza ny alahelo.. Taty aoriana kely sam nanana ny fiainany izy 2 Raha te hiverna ifandray iz reo d iza no tokony hanao 1er pas? Tsy hafa2 v ra vevav manao 1 er pas? (hvitrareo lelah?) Mety ve ny hivernan iz 2 reo ho lasa pnamana sa riské lotra...?
Posted on: Mon, 01 Jul 2013 10:57:10 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015