HAY VE MISY KOA NY LEHILA MATE E ! bjr jiaby mba atovy anonyme - TopicsExpress



          

HAY VE MISY KOA NY LEHILA MATE E ! bjr jiaby mba atovy anonyme azfd mila toro hevitra fa resy mafy de mafy s8 une fille.manana sipa any mada za. mbol taty za efa nanomboka niaraka t@fb zay.de nifankatia maf de maf.nasainy nody za de nody.tonga tany niaraka.nifankatia.manao araka zay vitako ny tenako t@ra leilahy. mividy akanjo.kraro.moto.sns.....nanomboka naditra @zay ra zazalaly taty aorina.nampirafy sad mamono.manala baraka juska aty am fcb.na teo aza zany rehetra zany tsy nandaozako azy velively satry iz tiko.nisy ftona tsy tantiko intsony le fangala baraka nataony ahy tato an fb de namaly ny tenako. nisaraka zay. za atramzao mbo tia azy mafy de mafy.refa nisaraka zay nalaiko ny moto si akanjo sasany tavela aty amko.za niverina aty andafy.atramzao ra zazalahy mbol tiko.iz milaza fa ra ifamerina zay de averiko amny ny moto sy akanjo.andefasana vola hony iz.fa ra tsy tafaverina reo tsy milamina za. inona re no ataoko eh???
Posted on: Mon, 23 Sep 2013 09:50:52 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015