Iza amintsika kay no manana vaovao mahakasika ny zava-misy any - TopicsExpress



          

Iza amintsika kay no manana vaovao mahakasika ny zava-misy any ANDRIRY (Atsimo ny nosintsika )? Misy vaovao mahakasika ilay opération "Tandroka", ny objectif nio dia fisamborana Ramenabila , kanefa misy tranga maro tokony hozaraina mahakasika ny fokonolona aminio toerana io . Mijery ny "source" marina anio isika ho zaraina aminy fotoana mahamety azy ny vaovao marina < Isaorana mialoha ireo izay manana source ka mandefa etoana ho any Malagasy rehetra , mankasitraka hatrany .
Posted on: Wed, 17 Jul 2013 08:26:28 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015