MOFONAINA : Romana 1,1-12 Foto-kevitra : kristiana voantso ho an - TopicsExpress



          

MOFONAINA : Romana 1,1-12 Foto-kevitra : kristiana voantso ho an i Jesoa Kristy 1- Malaza aminny finoana : Takiani Paoly ho hita eo aminny maha izy antsika ny finoana ani Jesoa Kristy : Efa re eranizao tontolo izao ny lazanny finoanareo (and.8b). Misy mantsy ny olona tsy izay finoana izay no mampalaza azy fa toetra ratsy na fitondran-tena ratsy ihany koa izany hoe : tsy ahitana taratra mihitsy ny finoany na ny maha kristiana azy. Tokony miezaka izany isika mijoro aminny finoana aminizay sehatra misy antsika. 2- Mahazo fahasoavam-panahy : Misy tambiny ny fanekentsika ny antsoni Jesoa. Ambarani Paoly eto izany ho fahasoavam-panahy. Ny lanjan io fanomezana io dia mba hampirisika antsika aminny finoantsika : Fa maniry hahita anareo aho hanomezako fahasoavam-panahy ho anareo mba hampaherezina hianareo (and.11). Noho izany, mampahery antsika mba hiazonantsika ny fanekentsika ho ani Jesoa. Thème : Les chrétiens appelés par Jésus-Christ Romains : 1, 1-12 1-Réputés grâce à leur foi : Paul exige que notre foi en Jésus-Christ se voie à travers notre personnalité : « Dans le monde entier on parle de votre foi » (v.8b). En effet, il y a ceux qui sont connus pour leurs mauvais caractères ou leurs comportements corrompus, c’est-à-dire qu’on ne voit rien qui démontre leur foi ou qui fait d’eux des chrétiens. Nous devons donc persévérer pour rester droit et inébranlable dans notre foi, et cela doit s’appliquer à tous les domaines de notre vie. 2-Obtiennent un don spirituel : Nous obtenons une faveur quand nous répondons à l’appel de Jésus. Paul en parle dans ce passage comme étant un don spirituel. L’importance de cette faveur consiste à nous conforter dans notre foi : « Je désire en effet vous voir pour vous communiquer un don spirituel afin que vous soyez affermis » (v.11). Nous sommes de ce fait encouragés à maintenir notre engagement pour le Christ.
Posted on: Wed, 06 Nov 2013 07:00:51 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015