MOFONAINA androany zoma 26 juillet 2013 MANANTENA FITAHIANA NY - TopicsExpress



          

MOFONAINA androany zoma 26 juillet 2013 MANANTENA FITAHIANA NY MINO Lio, 13 : 6-9 « Ary nanao ity fanoharana ity Izy hoe : Nisy olona nanana aviavy nambolena teo an-tanimboalobony, dia nankeo izy nitady voa taminy, fa tsy nahita. Ka dia hoy izy tamin’ny mpamboatra ny tanimboaloboka; indro, efa telo taona izay aho no tonga nitady voa tamin’ity aviavy ity, fa tsy nahita; kapao io; nahoana io no manimba ny tany? Fa ny mpamboatra namaly ka nanao taminy hoe : Tompoko, avelao ihany izy amin’ity taona ity mandra-pihadiko manodidina azy, ka hasiako zezika; angamba mbola hamoa izy; fa raha tsy izany, dia ho kapainao ihany. »
Posted on: Fri, 26 Jul 2013 05:46:44 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015