Maraina, slt Miarahaba anao maraina indray. Isaorantsika mitsy - TopicsExpress



          

Maraina, slt Miarahaba anao maraina indray. Isaorantsika mitsy aloha ny Ray. Maro mitsy zao ny olona otrantsika. Possible maty maly,vita atreo tatasika. Matoa enao mbola mijoro otrizao. Dia misy adidy tokony oe atao. Asohavy ireo malahelo sy mahatra. Fa valisoanao izany,efa any andanitra. Araraoty ihany aloha r namako ny fotoana. Fa vetivety izao hita izao dia possible ho foana. Aza mandanidany lera @zavatra tsy mahasoa. Dia mba tsotra faza de mafy lo. EIM 08.14
Posted on: Thu, 10 Oct 2013 06:14:50 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015