Mba te hamantatra ny ho aviko hono ireo rehetra nanimba ny - TopicsExpress



          

Mba te hamantatra ny ho aviko hono ireo rehetra nanimba ny lasa, Ny androany aloha androany fa raha ny sandoka no lasa mpaminany toa hafahafa... Dia raha tsy avela ho olona intsony ny olona fa esorina aminy ny fanahy, Dia ahiratro ny masoko fa te hifoha aho...dia akipiko indray hahazo nofy vaovao...nosafidiako ianao... Ho tantaraina aminao fa ra zaraina tsy hisy hino izao tontolo izao... Dia izao atao: anaovy sarina tontolo tsra tarehy hoe izaho... Dia asivo sarina botakely tsara fanahy... Fenoy voninkazo manodidina...sy vorona manidina...masoandro sy kintana... Dia ataovy ao koa indrindra indrindra ianao, aza adino...hifandom-bera isika izao...fa antsika izao tontolo izao...
Posted on: Mon, 23 Sep 2013 15:20:50 +0000

Trending Topics



yle="min-height:30px;">
ঘুম অজানা এক জগৎ আর বোবায়
Since my Californian compatriots that I nominated for the ALS
Battery Door for Sony PSP, Black OFFER →
A HR Manager, His Assistant, An Old Woman And Her Young Daughter

Recently Viewed Topics




© 2015