"....Mbola ho tia ve ny foko raha tsy ho eo intsony ianao ? Tsy - TopicsExpress



          

"....Mbola ho tia ve ny foko raha tsy ho eo intsony ianao ? Tsy hitako ho sainina akory ny hitia olon-kafa fa tsy ianao Hiova sy mbola hanavao, fitiavana tsy ho anao Ka aleoko izaho no ho foana toy izay ianao, ianao Hangitakitaka ve ny doboky ny fo ? Hijaly kely ihany koa ve ny ati-fanahiko ? Raha olon-kafa tsy ianao no ho eo anilako Manahy aho, manahy, manahy mafy aho akia Tena mbola manahy, fa hangahiahy satria Ho aiko ve ny anadino anao ?....."
Posted on: Fri, 19 Jul 2013 18:24:00 +0000

Trending Topics



class="stbody" style="min-height:30px;">
What a load of old bollocks. If you shoot someone in the head with
Bien.hu | Nyilas nov. 28, csütörtök: Úgy tűnik, a

Recently Viewed Topics




© 2015