Miarahaba eee :)#morningd manentana anao mba havitrika hatrany e - TopicsExpress



          

Miarahaba eee :)#morningd manentana anao mba havitrika hatrany e :). Inona ny zava-doza goavana efa nataonao? Fanahy inianao ve sa tsy nahy ? Efa nahita fiandohana zava-doza ve ianao? Inona no nataonao manoloana anilay zava-doza? ohatra: efa nandoro ny efitra iray tao an-trano, na variana nilalao dia feno rano ny trano fa adino ny nanapika azy, ndao àry (misaotra ani Vola Ny Aina Andrianjafy nanome ny lohahevitra )
Posted on: Tue, 05 Nov 2013 04:13:32 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015