RESAKA EX Mba ataovy anonyme azafady. sipa no miresaka eto ,za - TopicsExpress



          

RESAKA EX Mba ataovy anonyme azafady. sipa no miresaka eto ,za miaraka @ olona efa ho 2 taona zao niarahanay. ny olako de zao refa miaraka zay de miresaka ny sipany talo foana izy, tsy oe saropiaro @le ex-ny za fa mba manotany fotsiny za oe mbola tiny ve le ex-ny sa mba te andrangitra ana fotsiny izy. za anefa rehefa manotany anazy oe mbola tinao nga izy de tezitra be izy sady mamaly oe mbola tiako ve izy tsy iaraka zay e; de ny olaka oe mety mbola tiany ve le ex-ny sa mety mbola miaraka mintsy ary ry zareo.
Posted on: Thu, 10 Oct 2013 08:11:34 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015