Rehefa tsy nahomby ve ny tetika saika hanemorana ny fifidianana - TopicsExpress



          

Rehefa tsy nahomby ve ny tetika saika hanemorana ny fifidianana noho ny antony tsy fahatomombananny fomba fiasanny CENI-T dia avaoka indray ny joker ? Nila niandry dimy taona ve ny nanaovana ny fanadihadiana sy ny fitadiavana ny lazainareo fa marina momba ireo raharaha ireo ? Efa mahazatra aloha ilay fomba fanodikodinana saim-bahoaka e, fa aleo ary mba jerena izany raha tena olonny teny (homme de parole) tokoa ianareo ka ho sahy hamoaka ny TENA MARINA ato anatinny telo andro izany.
Posted on: Mon, 21 Oct 2013 21:01:38 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015