SALUT SALUT DAOLO NDRAY ! MAMPIRAFY ! TSY MAMPIRAFY ! salut gbl. - TopicsExpress



          

SALUT SALUT DAOLO NDRAY ! MAMPIRAFY ! TSY MAMPIRAFY ! salut gbl. Ataovy anonyme azafady!!! za nanana sipa de tsy nanome affection ana firy io sipako io talo de za ary atakalony ny namany mhts talo. Tenter napirafy @zai ary za!! vao naita ana napirafy nefa le sipako de niova , mba nanome consideration ana! de niarak zahai , nefa le rai nef mifikitra be, de efa tafalatsaka trop ono izy. Inona ny ataoko fa tsy mety amiko mhts le mapirafy??
Posted on: Tue, 05 Nov 2013 07:13:51 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015