Salama daholo oooo Alakamisy tsena ny anio eny Mahamasina, Ny - TopicsExpress



          

Salama daholo oooo Alakamisy tsena ny anio eny Mahamasina, Ny Vaovao no entin-tsika hifampizaran-kevitra anio; liana aminizany ve ianao? Ianao ve isanirony olona manokana vola hividianana gazety na handehanana Cyber isanandro irony? Inona no tena hitanao fa mahomby sy haingana indrindra ary azo antoka ary aminireo fampitam-baovao misy: internet, fahitalavitra, gazety, onjam-peo sa ny peta-drindrina?
Posted on: Thu, 28 Nov 2013 03:06:01 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015