Salut! hoantsika rehetra mponina eto Mahajanga izay nanaraka sy - TopicsExpress



          

Salut! hoantsika rehetra mponina eto Mahajanga izay nanaraka sy nahita ny Emission NY FIJOROANIREO BUREAUX DES ETUDIANTS SY IREO COMMITE DES JEUNES UNIVERSITAIRES DES MADAGASCAR mba nitaky ny Zonireo mpianatra sy mba hamela malalaka tsara tsy misy fanenjehana ireo membres ao aminio Commité io izay nandeha taminny TV VIVA androany alina faha 19/10/13 taminny 8 Ora teo dia marihina fa mbola misy tohiny iny zavatra iny ka tsy maintsy mbola averina indray. Ary marihina koa fa tsy misy ny tokony hatahorantsika mpianatra rehetra fa fitakina ny rariny no ataontsika. Eto dia tsy hanakorotana velively no tanjona fa mba hanafaka atsika rehetra mpianatra ao anatiny geja. MIsaotra tompoko!
Posted on: Sat, 19 Oct 2013 18:06:28 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015