TOLO-TANANA Aza kivy manao ny tsara Fa hisy valisoa Izay - TopicsExpress



          

TOLO-TANANA Aza kivy manao ny tsara Fa hisy valisoa Izay tia mizara Hotahian’ ny Ray Tsitoha Sambatra ny manome Fa any am-parany any Ny valim-pitiany ho lehibe Tsy toy ny ety an-tany Fa raha misy fanampiana Ataovy amin’ ny fo Omeo am-pifaliana Aza sandaina tombotsoa Izay vitanao taty Tsy maintsy ho tsaroana Ka hivaly ary Rehefa tonga ny fotoana AJLT
Posted on: Wed, 07 Aug 2013 09:49:17 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015