Tao @hopitaly mikarakara ireo ol marary saina: Nisy roa lahy atao - TopicsExpress



          

Tao @hopitaly mikarakara ireo ol marary saina: Nisy roa lahy atao test afahany mody ka hoy lay dokotera: - Ndehana nareo roa lah milalao orana etsy an-tokotany (kanefa tsy misy orana akory) Ny iray t@izy roa lah tonga d lasa nlalao fa ny iray kosa nijanona Nihevitra ity dokotera hoe efa sitrana ity iray ity matoa ts nandeh ka nanotany lay dokotera - Fa manin enw no ts mandeh mlalao orana? D namaly ilay nijanona: - Dokotera tena ratsy saina mihintsy."RA MARARY EO ZAO IO D AONA?" #Mdr
Posted on: Fri, 12 Jul 2013 10:27:34 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015