Tena mamiko ny mizara ny sanganasanireo poeta sy mpanoratra - TopicsExpress



          

Tena mamiko ny mizara ny sanganasanireo poeta sy mpanoratra ankafiziko. FAHAVARATRA O! Maniry indrindra aho, hiantefa any ho any Ka ho tonga aminao Hitondra bitsika mangina raha tany koa ny tany Izao voasoratro eto izao... Ahafantaranao ry aiko fa ilay tia sy nandala Nivetsovetso samy irery, Niritsodritsoka mazana nefa tsy nandika vala Lay ratra tsy nanako-pery. Fa nivalona ny andro, lasa mihitsy ny FAHINIKO Efa nionona ela aho. Saingy ekeko kosa anio fa nitobaka ny siniko Ary ny orana NITRAHO... Clarisse RATSIFANDRIHAMANANA
Posted on: Wed, 17 Sep 2014 09:07:52 +0000

Trending Topics



class="stbody" style="min-height:30px;">
How To Keep Your Children Safe: Top 5 Ways To Stop

Recently Viewed Topics




© 2015