Toa mahita nofinofy tontosa izany mahita ireo sary aminity - TopicsExpress



          

Toa mahita nofinofy tontosa izany mahita ireo sary aminity lahatsoratra iray ity. Toa mahalasa lavitra ny saina, mahalasa lavitra ny ambiroa. Manofinofy paradisa sahady... paradisa tsy namboarinolombelona fa vita nanahary! sambasambatra sahady... Raha teto Madagasikara re no nisy toe-javatra tahaka izao? Moa ve ho tsikaritry Ramalagasy izay difotra anaty fahasahiranana? Moa ve tsy mba hiantso ny fotoana izy hoe mba mijanona kely ry fotoana miridana tsy mety mijanona fa mba te-hiaina izao paradisa hitako sahady izao aho? Avelao aho hankafy vetivety ny tontolo tonga lafatra naseho ahy! mirary soa anareo rehetra aminny alalanny fianohana ireo sary mahafinaritra tsy namboarina nefa tena kanto dia kanto ireo!
Posted on: Sun, 24 Nov 2013 19:46:12 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015