Tsiky kely : Avy niasa ity ramatoa iray !!! Niakatra tany amin - TopicsExpress



          

Tsiky kely : Avy niasa ity ramatoa iray !!! Niakatra tany amin trano fatorian izy mivady !! Nihazakazaka izy ka nanaitra andrangahy !!! Vao niditra ny varavaran efitra anefa izy de gaga be nahita ny vadiny niboridana sy niolakolana be !!!!Taitra izy de nanontany !! Oudryyyy fa maninona enw rangahy ty ah ??? Tena tratry ny crise cardiaque za fa vonjeo ozy rangahy sady mody nananga torana izy !!! Taitra be ramatoa ka nihazakazaka nidina tany ambany nitelephone ambulance !!!!! Hitan ny zanany vao 4taona izany dia hoy ity zanany !! Neny ah ???? tonga ato antrano tantine Fanja dia miboridana be de miafina ao anaty armoire nareo sy dada !!!! Nihazakazaka indray ilay ramatoa niakatra tany ambony sady nanokatra ny armoire !!!! Hitany tao ilay rahavaviny ka nosintoniny sady noteneniny hoe : Ireto ny akanjondry anaovy haingana !!!! Ny vadiko marary tratry ny crise cardiaque ndry ilaozandry manao ankiafina amin ny ankizy fotsiny , tsy misy saina mitsy !!! haingana andao za ampio hitondra an io any amin Dokotera haingana ndry fa tssssssssssssssssssss Aime raha takatrao ilay mampitsiky !!! :p :D #Xti
Posted on: Sat, 09 Nov 2013 06:29:30 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015