Tsiky maraina Nisy sinoa sy gasy nifankahita hono teo - TopicsExpress



          

Tsiky maraina Nisy sinoa sy gasy nifankahita hono teo Behoririka, dia niresaka izy ireo : -Hono hoa ry Chan firy taona moa ianao zao no nipetraka teto Madagasikara? -Enfa dimy taonla! -Ay! efa mahay miteny gasy sy Madagascar tsara zany?? -ilé! -Mahafantatra karazana tongolo firy ary ianao zao eto? -Mahafantata karazanly 5 -Inona avy zany? -Tongolo oignon, tongolo lay, tongolo maintso, tongolo gasy.....dé tongolo batita! lol! -Mahafantatra karazana mofo firy ary ianao zao eto? -za mahay pain 5 -Inona avy zany? - pain beulé, pain paté, pain lasaly, pain flomazy...de pain dantela Laughing -Mahafantatra karazana punch firy ary ianao zao eto? -malomalo ihany -Inona avy ohatra? -puncha coco, puncha vanille, puncha ananas, ... puncha te pipi
Posted on: Wed, 21 Aug 2013 06:12:01 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015