VAOVAON’NY BORIBORINTANY FAHA-6 MISANDRATRA I. - TopicsExpress



          

VAOVAON’NY BORIBORINTANY FAHA-6 MISANDRATRA I. HERINANDRON’NY 28 OKT KA HATRAMIN’NY 3 NOV 2013 1) Amboma raid tao Ambatolampy ny Zoma 1 nov 2013 nahaliana olona marobe tokoa 2) Fitsidihana sy fizaràna aron’akanjo tao @ EPP Antanjombe Avaratra ny Alakamisy 31 okt 2013 3) SUPER COUPE MISANDRATRA foot à 7 teo Carrière Ambodihady ny Asabotsy 2 sy Alahady 3 nov 2013 : Arahabaina ny FOUSPORT nibata ny coupe OMBY, isaorana feno ny tanora sy ny vahoakan’Ambohimanarina sy ny manodidina nanotrona sy nampahery ireo tanorantsika. II.TSIAHY 1) FIZAHAM-PAHASALAMANA MAIMAIPOANA isaky ny Asabotsy, nanomboka ny Asabotsy 19 oktobra 2013 teo ao amin’ny Sekoly NY AINA Anosisoa. 2) FOIBEN-TSERASERA eo Ambohimiadana Avaratra (ampitan’ny Magasin M Antanety Atsimo) , mitombo isan’andro isan’andro ny olona manatona ary mbola mandray am-pitiavana foana anao izay mbola misalasala : fanampim-panazavana, fifampitam-baovao, soso-kevitra, firotsahana ho mpikambana, tsikera sns …
Posted on: Tue, 05 Nov 2013 07:01:23 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015