ôdiô ôdiô ... Hiara-hitsikitsiky indray isika @ ty zoma ty ! I - TopicsExpress



          

ôdiô ôdiô ... Hiara-hitsikitsiky indray isika @ ty zoma ty ! I Andhy Léa no nanolotra ny thème : efa nisy toe-jvtr farakzai nampe s naatsikaik anw indrindr v nnataony mpampianatr na tale na mpiaramiantr aminw; na ian ku mpiaramias na mpampiasa anw tao ampianaran na tao ampiasana.Tantarao. Nena zw prof de physique anai nanw ankanju miaja b mits fa oe ande amonjy reunion kinanjo izy le anoratra am tableau in nu nilatsak tao anaty seau famafana tableau n ila tongony; fimehezan ny anai reetr tao ampianaran.
Posted on: Fri, 08 Nov 2013 04:26:06 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015