MITADY TONGA D vady izy reto a!! za bady 19 taona ; efa tsy - TopicsExpress



          

MITADY TONGA D vady izy reto a!! za bady 19 taona ; efa tsy mibaosy intsony satri tsy afaka bacc teo d tapakevitra za fa andeha anambady; d mba mitady vehivavy na tsy d tsara aza mba iraka @ko saingy mba misy vola na efa miasa satri za zao mbola ZERO . sipa tadiaviko; za lo tsy mifidy na mainty na fotsy f ref mirevy ana d ca va satri zara² ; d mba lava² satri za fohy kely. d zay mba liana manaova commentaire . misaotra tompoko
Posted on: Tue, 03 Dec 2013 18:37:16 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015