Nanjary adinao ny adiko....................Nanjary fiainanao ny - TopicsExpress



          

Nanjary adinao ny adiko....................Nanjary fiainanao ny fiainana iainako................... Ny antony satria mivady ny fitia...... Satria mivady ny fitia!!! Manindrona ny aiko raha marary ianao....................Ho masina @nao no lalaiko izao.... Ny antony satria mivady ny fitia...... Satria mivady ny fitia!!! Mampahantra ahy izay mahazo anao! Tonga alokao ny ratram-poko ao.... Ny antony satria mivady ny fitia...... Satria mivady ny fitia!.....................Miaraka na faly na ory isika roa... Izany ka fanahy mifankatia tokoa! Ny antony satria mivady ny fitia...... Satria mivady ny fitia!!!
Posted on: Sat, 21 Sep 2013 08:32:22 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015