Tsara ho fantatra: Ny vehivavy raha mampiasa ireto @ mp: - :), :D - TopicsExpress



          

Tsara ho fantatra: Ny vehivavy raha mampiasa ireto @ mp: - :), :D , :p , ;) ... (efa tsy dia liana tsony izy zay) - lol (ovay le resaka fa otrany mitad hapme) -i3 ( mihomehy hono io) -ay ( otrany heverinao fa ianao hany ary no mafantatra zany?) -nha (maneso izy eto) -zany ve?(efa miverina foana le resakao) -vu (tsy mp-nao no andrasako) Raha be resaka na be wawa tsika ka mahazo ray @reo dia kôpy elah! #ravhrz
Posted on: Sat, 21 Sep 2013 12:31:30 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015